La vie des jeunes à Antsirabe
Salut!je suis Faraniaina et je suis un nouveau membre de l’association foko. C’est très intéressant, d’ailleurs je suis très contente car j’ai pu m’inscrire sur ce blog grâce à l’association foko. Comme j’ai maintenant une adresse de blog, je serai ravie de vous partager tout ce qui se passe ici à Antsirabe, la ville où j’habite surtout concernant la vie des jeunes. 


octobre 9, 2008
Sali Faraniaina, tongasoa
TongasoA ianareo mpitsoka ovy
Mazotoa manoratra fa efa tsindrian-daona izahay ny hahalala bebe kokoa momba ny fiainan’ireo tanora any Antsirabe ankehitriny.
Akory abiyy!
Tongasoa ato amin’ny fianakaviamben’ny BLOGOMAN ky a! De mazotoa manoratra ato, informeo ny vahoaka iray manontolo mikasika ny ovy, ny posy, sy ze reetra malaza ao Bira ao.
Koriaby e,
Tonga soa e …efa vita ve ny tsenan’ asabotsy e?
tongasoa ptsouk’ovy kely!!!
tadidiko tany bira dia ny fetin’ny bek’s sy ny soavaly eo amin’ny gare, dia ny tsena, dia ny therme!
Mahafinaritra fa mahereza miblaog e!
Bienvenue dans le monde de FOKO et du blog!:wink:
Welcome Faraniaina